
Listen to Hopefy Radio MG free on KeepOne Radio.
Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny